Fitaovam-pibeazana sahaza ny ankizy 10 - 13 taona ity boky ity. Azon’ireo mpanabe ankizy hampiasaina ihany koa.Sady hanoro azy ireo ny soatoavina raketin’ny ohabolana malagasy ny famakiana azy ity no hanampy ny ankizy hanefy toetra sy hiaina ny kolontsaina malagasy