-
5:42
-
Malagasy
-
Livres audio
-
2023
Description
Cora dia ankizy toa anao ary miaina toy izao isika rehetra izao. Mankany an-tsekoly, manana ny namany, manana ny fianakaviany ary mankafy milalao. Fa tsy faly i Cora. Ny tena marina dia voarebirebin’i Miriam namany izy tamin’ny hoe « Raha izaho indry, dia fatorako tapa-damba io volon-dry io ! » Fa ahoana tsara moa ny fandehan’ity tantara ity e ?
-
Publié par
-
Date de parution
01 janvier 2023
-
Langue
Malagasy
-
Poids de l'ouvrage
4 Mo