-
24
pages
-
Malagasy
-
Ebooks
-
2020
Description
Tsy mifankafoy i Anjara kely sy ny sakakeliny Donga. Miara-milalao izy roa. Dia mifanafosafo. Ary miara-misotro ronono. Indray andro, tsy hita i Donga. Nalahelo be azy i Anjara. Hay variana nijery totozy maditra hono i Donga... Taty aoriana, mankany an-dakilasy i Anjara. Fa nahay nisambotra totozy kosa i Donga!Anjara et Donga étaient inséparables. Ils jouaient ensemble, se faisaient des câlins et buvaient du lait. Un jour, Donga a disparu. Anjara était bien triste. Donga était occupé à observer une souris... Plus tard, Anjara fréquenta l'école. Et Donga finit par attraper une souris.
-
Publié par
-
Date de parution
01 janvier 2020
-
EAN13
9782492293023
-
Langue
Malagasy
-
Poids de l'ouvrage
6 Mo